msh_psa_text_udb/119/157.txt

1 line
191 B
Plaintext

\v 157 Maro gny mpagnenjiky gnahy vo gny fahavaloko, nefa tsy niala tamin'ny lilim-pagnekenao zaho. \v 158 Feno rikoriko gny fagnereako an'ireo mpamadiky fotony tsy mitandry gny safanao rozy.