\v 145 Nikorakoraky tamin'ny foko iaby zaho hoe: " Valio zaho, ry Yaveh, la hita gny lalanao. \v 146 Mikaiky Gnanao zaho; vonjeo zaho, la hitandry gny lilim-pagnekenao."