msh_psa_text_udb/119/115.txt

1 line
184 B
Plaintext

\v 115 Miala agnamiko, nareo ry mpanao raty, mba hitandremako gny lilin-Dranagnahariko. \v 116 Tohagno amin'ny alalan'ny safanao aho mba ho velo ka tsy ho megnatsy amin'ny fanantenako.