msh_psa_text_udb/119/107.txt

1 line
203 B
Plaintext

\v 107 Tena ory tokoa zaho; velomy zaho, ry Yaveh, araky zay nampanantenainao tamin'ny safanao. \v 108 Yaveh o, mba enkeo re gny fagnati-tsitrapo bakamin'ny tsihoviko, sady ampianaro gny lala-tonao zaho.