msh_psa_text_udb/116/12.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 12 Nagnino ro ahafahako manefa gnan'i Yaveh gny hasoam-pagnahiny iaby tagnamiko? \v 13 Hatsangako gny kapoaky gny famonena, sady kaihiko gny agnaran'i Yaveh. \v 14 Ho tanterahiko reo voaliko nataoko tamin'i Yaveh teo agnatrehan'ny vahoakany iaby. \v 15 Sarobidy teo imason'i Yaveh gny fahafatesan'ireo olo masy.