msh_psa_text_udb/116/07.txt

1 line
221 B
Plaintext

\v 7 Afaky mimpoly agny amin'ny toera fitsahara gny fagnahiko, fotony Yaveh fa nanao soa tagnamiko. \v 8 Fa iha nagnavotsy gny aiko tamin'ny fahafatesa, gny fijeriko tamin'ny ranomaso, sady gny tomboko tsy ho tafintohina.