\v 15 Yaveh lay nanao gny lagnitsy vo gny tany anie hitahy gnanao. \v 16 Gnan'i Yaveh gny lagnitsy fa gny tany nameany ho an'ny olombelo.