msh_psa_text_udb/115/12.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 12 Yaveh mahatiaro ka hitahy antsika; hitahy gny fianakavian'Israely Ie; sady hitahy gny fianakavian'i Arona. \v 13 Hitahy zay magnome voninahitsy Gnazy Ie; na tanora na antitsy. \v 14 Ao Yaveh hampitombo isa anareo zisiky farany gny anao vo gny an'ireo avorohotanao.