msh_psa_text_udb/115/01.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 1 Tsy ho gnanay, ry Yaveh, tsy ho gnanay, fa ho an'ny agnaranao ro hagnateram-boninahitsy, fa ho an'ny fagnekenao mahatoky vo ho an'ny fahamendreham-pitokianao. \v 2 Nagnino reo firenena ro misafa hoe: " Aia gny Ndranagnaharin-drozy?"