msh_psa_text_udb/113/03.txt

1 line
202 B
Plaintext

\v 3 Hatragny amin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny foliany, tokony horengea gny Agnaran'i Yaveh. \v 4 Sandratsy agnabon'ny firenena iaby Yaveh, sady gny voninahiny mipaky mihoatsy gny lagnitsy.