\v 1 Sambatsy zay olo mankato gnan'i Yaveh, zay mankasitraky fatratry reo liliny. \v 2 Reo avorohotany hahery egny amin'ny tany; reo avorohota gny johary ho voatahy.