\v 28 La ho voafafa ami-bohin'ny fiaigna rozy vo tsy ho voasoratsy miaraky ami'ny gnolo to. \v 29 Nefa mijaly vo malahelo zaho; la gny famonjenao, Ndranagnahary, hametraky gnahy agnabo.