\v 7 Atrakao gny lohanareo, nareo ry vavahady misondrota, varavara mandrakizay, mba hilirany gny Mpanjakan'ny voninahitsy! \v 8 Ia mpanjaka gny voninahitsy? Yaveh, mahery ndraiky mahefa, Yaveh, mahery ami-gny aly.