\v 24 Reraky gny fifalian-kany gny lohaliko; miova ho taola mifogno holitry aho. \v 25 Ataon-drozy mpiampanga ahy ho tsy misy dikany aho; lafa mahita gnahy rozy la sahira.