\v 5 Nagnino ro mitagnondriky iha, ry fagnahiko? Nagnino iha ro meloky ao agnatiko? Manantena an-Dranagnahary, fa handrengeako Gnazy zay famonjeko ndraiky zaho. \v 6 Ry Ndranagnahariko, gny fagnahiko la mitagnondriky Gnanao zaho avy amin'ny tanin'ny Jordana, amin'ny tendro telon'ny Tendrombohitr'i Hermona, sady avy amin'ny havoan'i Mizara.