\v 1 Maskila nataon'i Asafa. Mijanjigna gny fampiagnarako, ry vahoakako, janjigno reo teny aloaky gny tsihoviko. \v 2 Hanokatsy gny tsihoviko amin'ny fanohara zaho; hihira mahakasiky reo raha mietaky momban'ny lasa zaho