\v 2 Ao gny Israely hifaly amin'ilay nanao an-drozy; ao gny olon'i Ziona hifaly amin'ny mpanjakan-drozy. \v 3 Ao rozy handrengy gny agnarany amin'ny sindraky; ao rozy hihira fandrengea ho gnazy amin'ny ampongatapaky vo harpa.