\v 69 Naningotsy gnahy tamin'ny vandy gny mpiavonavo, nefa mitandry gny fampianaranao amin'ny foko iaby zaho. \v 70 Mihamafy gny fon-drozy, fa mamiko gny lalanao.