\v 15 Njanjigno ao amin'ny lain'ny fahamarina gny hiakim-pisinisinian'ny fandresea; nandresy gny tanan-kavanan'i Yaveh. \v 16 Asondroto gny tanan-kavanan'i Yaveh; mandresy gny tanan-kavanan'i Yaveh.