\v 13 Tsy nokoboniko tao am-poko gny fahamarignanao; fa namabarako gny fahatokianao vo gny famonjenao; tsy nokoboniko tamin'ny fiangonan-dehibe gny fagnekem-pahatokianao vo gny fahamendreham-pitokianao. \v 11 Ka manaka gny asam-pamindram-ponao tsy ho agnami