\v 6 Tiarovo, ry Yaveh, gn'ireo asa fagnasoava voho famindram-po; fa nisy mandrakariva reo. \v 7 Ka mihevitsy gny fahatany gny fahatanorako na gn fialiako; tiarovo ami-gny famindram-ponao aho nahony gny hasoanao, ry Yaveh!