\v 3 Gny Ndranagnaharinay agny an-dagnitsy agny, manao zay iaby teany atao. \v 4 Volafoty vo valamena reo sampin'ny firenena, asan-tagnan'olo.