Ho gnany gny mpipaiky hira; atao Al-Tashheth. Salamo nataon'i davida. Miktama; lafa nagniraky i Saoly, ka miamby gny tragno mba hamonoa gn'azy. \v 1 Lombao ami-gny fahavaloko zaho, Ndranagnahary o, apetraho ami-gny abo lavitsy gny reo mitsanga hanohitsy gn'ahy zaho. \v 2 Arovo egny reo mpanao heloky zaho, ndraiky avoto ami-gny reo olo lian-dio.