\v 7 Fa matoky gnan'i Yaveh gny mpanjaka;ami-gny alalan'ny fagnekea matokin'ny Ambony mare no tsy hangala gnazy.\v 8 Gny tagnanao hanambotsy reo fahavalonao iaby;hanambotsy ze malay gnanao gny tagnanao ankavana.