Ho gnan'ny mpipaiky hira.Salamo nasan'i Davida.\v 1 Gny adala nivola am-po hoe:"Tsy misy Ndragnahary."Simba toetra rozy sady fa nanao hadisoa havetaveta: tsy misy ndra raiky manao gny soa.