\v 11 Mibekoa fandrengea ho gnan'i Yaveh,zaynmanapaky ao Ziona,ambarao amin'ireo firenena gny raha vitany.\v 12 Fa gny Ndranagnahary zay mamaly gny fandatsahan-dio la mahatiaro;tsy magnaligno gny tarain'ireo mijaly Ie.