\v 35 Fa nomeako gnahy gny ampingan'ny famonjenao. Fa nanohagna gnahy gny tagnanao ankavagna, sady gny fankasitraha la malalaky eo ambaniko ho an'ny tomboky Iha mba tsy hampibolisatsy gny tomboko.