\v 23 Tiava an'i Yaveh, nareo mpanaradia mahatoky . Yaveh miarogn'olo mahatoky, fa mamaly koa gny mpiavognavo. \v 24 Mahereza ndraiky mantanjaha, nareo iaby ze matoky an'i Yaveh ami-gny fandomba.