\v 17 Iha ro voninahitsy gny herin-drozy reo,ro mandresy amin-gny fankasatrahanao zahay. \v 18 Fa an'i Yaveh gny fiarovanay;gny mpanjakanay la an'ilay Masin'i Israely.