\v 3 Fa nanao fifagnaraha tamin'ilay voatingy zaho,fa nanao fifantana tamin'i Davida mpanompoko Aho. \v 4 Hampimpetraky la traky farany gny havorohotanao Aho,sady hampimpetraky gny sezy farany agnambonao magnodidy gny havorohota iaby zaho ". Sela