\v 11 Ka mihalavitsy ahy, fa marikitsy gny alahelo; tsy misy gn'olo handomba ahy. \v 12 Magnodidy ahy gn'aombilahy maro, magnodidy ahy gnaomby lahy masiakin'ny Basana. \v 13 Hampitagnatagna gny vavany amiko manahaky gny liona miero mandrapaky gny hazany.