11 Yaveh, nohon'ny gny agnaranao,tanjaho gny fahavelomako; amin'ny gny fahitianao andeso miala amin'ny fahoria gny fagnahiko.12 Amin'ny famindram-ponao alao reo fahavaloko sady aravao reo fahavalon'ny gnaiko iaby, fa mpanomponao zaho.