\v 6 Vozaky gny mifoay zaho.Kontsa-dranomaso gny fandreako isaky mantognaly;manasa gny fandreako amin'ny ranomasoko zaho.\v 7 Lanin'alahelo gny masoko;lasa tsy manan-kery rozy noho reo fahavaloko iaby.