\v 58 Fotony androzy mampaloky Gnazy tamin'ny fipetrahany abon-drozy sady nihantsy gny hasarotam-piarony tamin'ireo sampy. \v 59 Lafa najanjy izay Ndranagnahary, la meloky vo nanda tanteraky an'Israely.