\v 12 Nefa Ndranagnahary la mpanjakako fa hatramin'ny taloha, manday famonjena amin'ny tany. \v 13 Iha ro namapiasaraky gny ranomasy tamin'ny herinao; Iha ro nampotipotiky gny lohan'ireo dragon'ny ranomasy tao agnaty rano.