\v 7 Gny laliky mikaiky gny laliky ao amin'ny tabataban'ireo riandranonao; reo onjanao vo reo alon-dranonao iaby la fa nagnafotsy gnahy. \v 8 Nefa Yaveh handidy gny fagnekeny mahatoky amin'ny atoandro; gny amin'ny haliky la hisondry agnamiko gny hirany vavaky raiky ho an-Ndranagnahary gny aiko.