\v 3 Nasiany hira vaovao teo imolotro, fandrengea ho an-Dranagnaharintsika. Maro ro hahajery zay ka hagnome voninahitsy Gnazy vo hitoky amin'i Yaveh. \v 4 Sambatsy gny olo zay manao gnan'i Yaveh ho tokiny vo tsy magnome voninahitsy gny mpirehareha na reo zay mpivaliky aminy ho amin'ny vandy.