\v 3 Matiaro gny tsy fivadiham-panekea voho gny fagnekea mahatoky ho gnan-gny avorohotan'i Israely Ie; Hahajery gny fandresea Ndranagnaharintsika gny vazan-tany iaby. \v 4 Miobia ho gnan'i Yaveh, gny tany iaby; velomy gny antsa; miantsa misinisinia ka miantsa mandrengia.