\v 11 Nefa tsy nijanjy gny safako gny oloko, tsy nankato Gnahy gny Israely. \v 12 Ka la natolotriko teo amin'ny hamafisan-dohan-drozy avao rozy mba hahafahany manao zay hitany fa mety aminy.