\v 7 Soa vatany gny lalan'i Yaveh, mampireny gny fagnahy azo, antoky gny safa vavolombelon'i Yaveh maha-hendry gny hatsotra. \v 8 Mahitsy gny fampianaran'i Yaveh; mampazotozoto gny fo; malio gny lilin'i Yaveh, manday fahazava ho gnan'ny maso.