Ho an'ny mpipaiky hira. Salamo nataon'ireo anaky lahin'i Kora; atao Alamota. Tognon-kira. \v 1 Ndranagnahary ro fialofanay vo herinay, famonjena mahatoky amin'ny fampijalea. \v 2 Noho izay la tsy hatahotsy rahay, na la tokony hiova aza gny tany, na la tokony hihovitrovitry aza reo tendrombohitsy, \v 3 na la mihorohoro vo misamboaravoara aza gny ranony, sady na la magnovitsy misondry amin'ny fisafoakany aza reo tendrimbohitsy. Sela