\v 9 Ataovo agnabo gny lohanareo, nareo vavahady; misondrota ry varavara mandrakizay, mba hilirany gny Mpanjakany gny voninahitsy! \v 10 Ia moa Mpanjakany gny voninahitsy zao? Yaveh ro tompony gny maro, Ie ro Mpanjakan'ny voninahitsy. Sela