\v 6 Hoy gnataony hoe: " Tsy ho lavo mandrakizay aho; tsy hahajery fijalea aho miarakamin-gny taranako afara iaby. \v 7 Atsiky havoa voho fitaky, gny safa mampidi-doza gny tsihoviny; maratsy voho potiky gny lelany.