\v 5 Miantsa mandrengia ho gnan'i Yaveh amin-gny harpa, amin-gny valiha voho antsa mahafinaritsy. \v 6 Amin-gny antsiva voho gny feon-gny anjomara,manaova kaiky ampisinisinia eo agnilan'ilay mpanjaka, la i Yaveh