\v 15 La ho velo ie la homeagnazy gny volamenan'i Sheba. La hivavaky ho gnazy avao gnolo; la hitahy gnazy andro lava Ndranagnahary. \v 16 La hisy fahamaroam-bary ami-tany egny; eka , la agnabon'ny vohitry ro hisy gny vohiny mikopakopaky. La hanahaky an'i Libanona gny vokatr'izay; la homea manahaky gnakatan'ny gny tonda gnolo an-tana ao.