\v 3 La handrengy anao gnolo, Ndranagnahary; la handrengy gnanao gnolo iaby. \v 4 Kay firenena reo ho faly vo hihira fifalia, fa hitsara gnolo iaby ami-gny fahitia Iha vo handily gny firenena iaby ambonin'ny gny tany etoy. Sela