\v 25 Fa milentiky agnaty vovoky rahay reto vatanay mipitiky amin'ny tany. \v 26 Mitsanagana ho famanjena sady magnavota gnanay noho gny amin'ny fagnekenao mahatoky.