\v 9 Gny feon'i Yaveh la mahavy gny hazo terebinta hihetsiky sady la magnofy gny holiny gny ala. Gny olo iaby agny am-piangonany la mivola hoee: " voninahitry!\v 10 Yaveh la mipetraky manahaky gny mpanjaka eo amin'ny tondra-drano; Yaveh la mipetraky manahaky gny mpanjaka mandrakizay.