\v 6 Nisafa tam-pahamasia Ndranahary hoe: " Hifalifaly zaho; hizara gnan'i Sekema Zaho ndraiky hamoritsy gny lohasahan'i Sokota. \v 7 Gn'Ahy Gileoda, ndraiky gn'Ahy Manase; fiaron-dohako avao koa i Efraima; tehim-piandriako i Joda. ro tahim-piandriagnako.