\v 9 Miankohofa eo amin'i Yaveh amin-gny fiakan-joa magnome voninahitsy gny fahamasignany. Mavaka eo agnilany,gny tany iaby. \v 10 Mivolagna amin-dreo firenena hoe: " Manjaka Yaveh". voaory koa zao tontolo zao;tsy ho voahozongozo zany. Mitsara ara-drariny reo olo Ie.